Eksodosy 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tonga teo toy ny mahazatra anefa ny mpiandry ondry ka noroahiny izy ireo. Dia nitsangana i Mosesy, ka nanampy* an’ireo ankizivavy sy nampisotro rano ny andian’ondriny.
17 Tonga teo toy ny mahazatra anefa ny mpiandry ondry ka noroahiny izy ireo. Dia nitsangana i Mosesy, ka nanampy* an’ireo ankizivavy sy nampisotro rano ny andian’ondriny.