Eksodosy 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia namaly izy ireo hoe: “Nisy Ejipsianina+ niaro anay tamin’ny mpiandry ondry. Nanovo rano ho anay mihitsy aza izy sady nampisotro ny andian’ondry.”
19 Dia namaly izy ireo hoe: “Nisy Ejipsianina+ niaro anay tamin’ny mpiandry ondry. Nanovo rano ho anay mihitsy aza izy sady nampisotro ny andian’ondry.”