Eksodosy 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa naka vatoafo* i Zipora,+ dia noforany ilay zanany. Ary nataony nikasika tamin’ny tongotr’izy io ilay hoditra nesoriny, sady hoy izy: “Vady azoko tamin’ny ra ianao.” Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:25 w04 15/3 28 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:25 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2004, p. 28
25 Koa naka vatoafo* i Zipora,+ dia noforany ilay zanany. Ary nataony nikasika tamin’ny tongotr’izy io ilay hoditra nesoriny, sady hoy izy: “Vady azoko tamin’ny ra ianao.”