Eksodosy 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia namaly azy ireo ny mpanjakan’i Ejipta hoe: “Fa maninona ianareo, ry Mosesy sy Arona, no mandrebireby ny vahoaka? Izao ry zareo lasa tsy mahavita ny asany! Mandehana miverina miasa!”+
4 Dia namaly azy ireo ny mpanjakan’i Ejipta hoe: “Fa maninona ianareo, ry Mosesy sy Arona, no mandrebireby ny vahoaka? Izao ry zareo lasa tsy mahavita ny asany! Mandehana miverina miasa!”+