8 Izay isan’ny biriky nasaina nenjehiny hatramin’izay ihany anefa no asaivo ataony. Aza ahena ny isany, fa mitady hipetrapetraka fotsiny ry zareo. Izany no mahatonga an-dry zareo hitabataba hoe: ‘Te handeha izahay! Te hanao sorona ho an’ny Andriamanitray izahay!’