Eksodosy 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nivoaka ireo mpanery olona hiasa+ sy ny mpanara-maso ny mpiasa, dia niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Izao no nolazain’i Farao: ‘Tsy omeko mololo intsony ianareo.
10 Koa nivoaka ireo mpanery olona hiasa+ sy ny mpanara-maso ny mpiasa, dia niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Izao no nolazain’i Farao: ‘Tsy omeko mololo intsony ianareo.