14 Nokapohina+ koa ireo Israelita mpanara-maso ny mpiasa, izay teo ambany fiandraiketan’ireo mpanery olona hiasa notendren’i Farao. Nanontaniana izy ireo hoe: “Fa maninona no tsy tratranareo ny isan’ny biriky fanaonareo? Efa tsy tratra ilay izy omaly, dia mbola hoatr’izany koa androany.”