Eksodosy 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tonga dia nilaza tamin’izy roa lahy izy ireo hoe: “Enga anie i Jehovah hijery an’izay nataonareo sy hitsara anareo! Fa efa nataonareo izay hankahalan’i Farao sy ny mpanompony anay,* ary nasianareo sabatra teny an-tanany hamonoany anay.”+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:21 w22.11 15 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:21 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),11/2022, p. 15
21 Tonga dia nilaza tamin’izy roa lahy izy ireo hoe: “Enga anie i Jehovah hijery an’izay nataonareo sy hitsara anareo! Fa efa nataonareo izay hankahalan’i Farao sy ny mpanompony anay,* ary nasianareo sabatra teny an-tanany hamonoany anay.”+