Eksodosy 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tatỳ aoriana, dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita izany teny izany. Tsy nihaino azy anefa izy ireo, satria kivy sady nijaly be noho ny fanandevozana.+
9 Tatỳ aoriana, dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita izany teny izany. Tsy nihaino azy anefa izy ireo, satria kivy sady nijaly be noho ny fanandevozana.+