Eksodosy 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ireo no Arona sy Mosesy, izay nilazan’i Jehovah hoe: “Ento mivoaka avy ao Ejipta ny vahoakan’Israely, araka ny antokony avy.”*+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:26 Fandalinana, Boky 2,
26 Ireo no Arona sy Mosesy, izay nilazan’i Jehovah hoe: “Ento mivoaka avy ao Ejipta ny vahoakan’Israely, araka ny antokony avy.”*+