-
Eksodosy 7:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Koa nankao amin’i Farao i Mosesy sy Arona, ary narahin’izy ireo an-tsakany sy an-davany izay nasain’i Jehovah nataony. Natsipin’i Arona teo anatrehan’i Farao sy ny mpanompony ny tehiny, dia lasa bibilava ngezabe.
-