Eksodosy 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa mankanesa any amin’i Farao rahampitso maraina, fa hivoaka hankeny amin’ny Reniranon’i Neily* izy. Dia mijanòna eny amoron’ilay renirano mba hihaona aminy. Ary ento eny an-tananao ilay tehina lasa bibilava.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:15 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
15 Koa mankanesa any amin’i Farao rahampitso maraina, fa hivoaka hankeny amin’ny Reniranon’i Neily* izy. Dia mijanòna eny amoron’ilay renirano mba hihaona aminy. Ary ento eny an-tananao ilay tehina lasa bibilava.+