Eksodosy 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tonga dia nataon’i Mosesy sy Arona izay nandidian’i Jehovah azy ireo. Ningainy ilay tehina, dia nokapohiny teo imason’i Farao sy ny mpanompony ny rano tao amin’ny Reniranon’i Neily. Koa lasa ra ny rano rehetra tao amin’ilay renirano.+
20 Tonga dia nataon’i Mosesy sy Arona izay nandidian’i Jehovah azy ireo. Ningainy ilay tehina, dia nokapohiny teo imason’i Farao sy ny mpanompony ny rano tao amin’ny Reniranon’i Neily. Koa lasa ra ny rano rehetra tao amin’ilay renirano.+