Eksodosy 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia maty ny trondro tao amin’ilay renirano+ ary maimbo ilay renirano, ka tsy afaka nisotro ny ranon’i Neily ny Ejipsianina.+ Ary feno ra eran’i Ejipta. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:21 Fandalinana, Boky 2,
21 Dia maty ny trondro tao amin’ilay renirano+ ary maimbo ilay renirano, ka tsy afaka nisotro ny ranon’i Neily ny Ejipsianina.+ Ary feno ra eran’i Ejipta.