Eksodosy 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanao hoatr’izany koa anefa ny mpisorona mpanao sikidy, izay nampiasa hery miafina. Nampiakatra sahona hankeny amin’ny tany Ejipta koa izy ireo.+
7 Nanao hoatr’izany koa anefa ny mpisorona mpanao sikidy, izay nampiasa hery miafina. Nampiakatra sahona hankeny amin’ny tany Ejipta koa izy ireo.+