Eksodosy 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nantsoin’i Farao àry i Mosesy sy Arona ka noteneniny hoe: “Iangavio i Jehovah hanala ny sahona etỳ amiko sy eny amin’ny vahoakako,+ fa vonona aho handefa ny vahoaka. Amin’izay ry zareo afaka manao sorona ho an’i Jehovah.”
8 Nantsoin’i Farao àry i Mosesy sy Arona ka noteneniny hoe: “Iangavio i Jehovah hanala ny sahona etỳ amiko sy eny amin’ny vahoakako,+ fa vonona aho handefa ny vahoaka. Amin’izay ry zareo afaka manao sorona ho an’i Jehovah.”