-
Eksodosy 8:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia hoy i Mosesy tamin’i Farao: “Omeko anao ny voninahitra hiteny amiko hoe rahoviana aho no hiangavy amin’Andriamanitra mba hanesorana an’ireny sahona ireny eny aminao sy ny mpanomponao sy ny vahoakanao ary ao an-tranonao. Dia ao amin’ny Reniranon’i Neily ihany sisa no hisy sahona.”
-