Eksodosy 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hiala eny aminao sy ao an-tranonao ireny sahona ireny, ary hiala eny amin’ny mpanomponao sy ny vahoakanao. Dia ao Neily ihany sisa no hisy.”+
11 Hiala eny aminao sy ao an-tranonao ireny sahona ireny, ary hiala eny amin’ny mpanomponao sy ny vahoakanao. Dia ao Neily ihany sisa no hisy.”+