-
Eksodosy 8:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Hoy àry i Jehovah tamin’i Mosesy: “Teneno i Arona hoe: ‘Atsory ny tehinao ary kapohy ny vovoky ny tany, dia ho lasa moka eran’i Ejipta.’”
-