Eksodosy 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nataon’izy ireo izany. Natsotran’i Arona ilay tanany nitazona tehina ary nokapohiny ny vovoky ny tany. Dia lasa moka nanerana an’i Ejipta ny vovoka rehetra tamin’ny tany,+ ka nankeny amin’ny olona sy ny biby.
17 Ary nataon’izy ireo izany. Natsotran’i Arona ilay tanany nitazona tehina ary nokapohiny ny vovoky ny tany. Dia lasa moka nanerana an’i Ejipta ny vovoka rehetra tamin’ny tany,+ ka nankeny amin’ny olona sy ny biby.