Eksodosy 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa raha tsy alefanao ny vahoakako, dia handefasako fihitra* ianao, sy ny mpanomponao, sy ny vahoakanao, ary ny ao an-tranonao. Ho feno fihitra ny trano eto Ejipta, ary na ny tany hijoroan’izy ireo* aza ho rakotra fihitra. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:21 Fandalinana, Boky 1,
21 Fa raha tsy alefanao ny vahoakako, dia handefasako fihitra* ianao, sy ny mpanomponao, sy ny vahoakanao, ary ny ao an-tranonao. Ho feno fihitra ny trano eto Ejipta, ary na ny tany hijoroan’izy ireo* aza ho rakotra fihitra.