-
Eksodosy 8:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Koa nataon’i Jehovah izay nolazain’i Mosesy, ka niala tamin’i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany ny fihitra. Tsy nisy tavela na iray aza.
-