Eksodosy 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tena hataon’i Jehovah miavaka amin’ny biby fiompin’i Ejipta ny biby fiompin’ny Israely, ka tsy hisy ho faty izay an’ny Israelita.”’”+
4 Ary tena hataon’i Jehovah miavaka amin’ny biby fiompin’i Ejipta ny biby fiompin’ny Israely, ka tsy hisy ho faty izay an’ny Israelita.”’”+