Eksodosy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny ampitson’iny ihany àry dia nataon’i Jehovah izany, ka maty daholo ny karazana biby fiompy tao Ejipta.+ Ny biby fiompin’ny Israely kosa tsy nisy maty na iray aza.
6 Ny ampitson’iny ihany àry dia nataon’i Jehovah izany, ka maty daholo ny karazana biby fiompy tao Ejipta.+ Ny biby fiompin’ny Israely kosa tsy nisy maty na iray aza.