Eksodosy 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary naniraka olona hanadihady an’izany i Farao, ka fantany fa tsy nisy maty ny biby fiompin’ny Israely na iray aza. Mbola mafy loha ihany anefa i Farao, ka tsy nandefa ny vahoaka.+
7 Ary naniraka olona hanadihady an’izany i Farao, ka fantany fa tsy nisy maty ny biby fiompin’ny Israely na iray aza. Mbola mafy loha ihany anefa i Farao, ka tsy nandefa ny vahoaka.+