-
Eksodosy 9:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary niteny tamin’i Mosesy sy Arona i Jehovah hoe: “Fenoy molaly avy ao amin’ny lafaoro fandoroana biriky daholo ny tananareo anankiroa, dia hatsipin’i Mosesy eny amin’ny rivotra, eo anatrehan’i Farao, izany.
-