Eksodosy 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa tsy nahajanona teo anatrehan’i Mosesy ny mpisorona mpanao sikidy satria feno vay. Lasa nisy vay nipoipoitra mantsy tamin’ireo mpisorona ireo sy tamin’ny Ejipsianina rehetra.+
11 Koa tsy nahajanona teo anatrehan’i Mosesy ny mpisorona mpanao sikidy satria feno vay. Lasa nisy vay nipoipoitra mantsy tamin’ireo mpisorona ireo sy tamin’ny Ejipsianina rehetra.+