Eksodosy 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Navelan’i Jehovah hiziriziry tamin’ny heviny anefa i Farao.* Tsy nihaino azy roa lahy izy, araka ny efa nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy.+
12 Navelan’i Jehovah hiziriziry tamin’ny heviny anefa i Farao.* Tsy nihaino azy roa lahy izy, araka ny efa nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy.+