-
Eksodosy 9:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nilaza tamin’i Mosesy i Jehovah avy eo hoe: “Mifohaza maraina, dia mankanesa eo anatrehan’i Farao. Teneno izy hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Andriamanitry ny Hebreo: “Avelao ny vahoakako handeha, mba ho afaka hanompo ahy.
-