Eksodosy 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa alefako hamely anao* sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao ny loza rehetra. Amin’izay fantatrao fa tsy misy mitovy amiko eran-tany.+
14 Fa alefako hamely anao* sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao ny loza rehetra. Amin’izay fantatrao fa tsy misy mitovy amiko eran-tany.+