-
Eksodosy 9:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Koa ilazao ny olona hoe ampidiro any an-trano ny biby fiompinareo rehetra sy ny fanananareo rehetra any an-tsaha. Fa izay olona na biby tavela any an-tsaha, fa tsy nampodiana any an-trano, dia ho faty rehefa hilatsahan’ny havandra.”’”
-