Eksodosy 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory manondro ny lanitra ny tananao mba hisy havandra hilatsaka eran’i Ejipta,+ dia amin’ny olona sy ny biby ary ny zavamaniry rehetra any an-tsaha manerana an’i Ejipta.”+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:22 Fandalinana, Boky 1,
22 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory manondro ny lanitra ny tananao mba hisy havandra hilatsaka eran’i Ejipta,+ dia amin’ny olona sy ny biby ary ny zavamaniry rehetra any an-tsaha manerana an’i Ejipta.”+