Eksodosy 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nilatsaka ny havandra, ary nisy afo nitselatselatra teny anelanelany. Tena be dia be mihitsy ilay havandra, ary mbola tsy nisy hoatr’izany eran’i Ejipta hatrizay naha firenena azy.+
24 Dia nilatsaka ny havandra, ary nisy afo nitselatselatra teny anelanelany. Tena be dia be mihitsy ilay havandra, ary mbola tsy nisy hoatr’izany eran’i Ejipta hatrizay naha firenena azy.+