Eksodosy 9:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nilatsahan’ny havandra daholo ny zava-drehetra tany an-tsaha nanerana an’i Ejipta, na ny olona na ny biby. Nosimban’ilay izy koa ny zavamaniry rehetra, ary potika ny hazo rehetra tany an-tsaha.+
25 Nilatsahan’ny havandra daholo ny zava-drehetra tany an-tsaha nanerana an’i Ejipta, na ny olona na ny biby. Nosimban’ilay izy koa ny zavamaniry rehetra, ary potika ny hazo rehetra tany an-tsaha.+