Eksodosy 9:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hoy àry i Mosesy taminy: “Vao tafavoaka ny tanàna aho, dia hivavaka* amin’i Jehovah. Dia hitsahatra ny kotroka ary tsy hilatsaka intsony ny havandra. Amin’izay dia ho fantatrao fa an’i Jehovah ny tany.+
29 Hoy àry i Mosesy taminy: “Vao tafavoaka ny tanàna aho, dia hivavaka* amin’i Jehovah. Dia hitsahatra ny kotroka ary tsy hilatsaka intsony ny havandra. Amin’izay dia ho fantatrao fa an’i Jehovah ny tany.+