Eksodosy 9:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Rehefa hitan’i Farao fa nitsahatra ny orana sy ny havandra ary ny kotroka, dia nanota indray izy ka niziriziry tamin’ny heviny,*+ dia izy sy ny mpanompony.
34 Rehefa hitan’i Farao fa nitsahatra ny orana sy ny havandra ary ny kotroka, dia nanota indray izy ka niziriziry tamin’ny heviny,*+ dia izy sy ny mpanompony.