Eksodosy 9:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary mbola mafy loha ihany i Farao ka tsy nandefa ny Israelita, araka ny efa nolazain’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+
35 Ary mbola mafy loha ihany i Farao ka tsy nandefa ny Israelita, araka ny efa nolazain’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+