Eksodosy 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ho rakotra valala ny tany, ka tsy ho tazana intsony. Dia ho lanin’ireny izay sisa tsy potiky ny havandra. Hohanin’ireny koa ny hazo rehetra maniry any an-tsaha.+
5 Ary ho rakotra valala ny tany, ka tsy ho tazana intsony. Dia ho lanin’ireny izay sisa tsy potiky ny havandra. Hohanin’ireny koa ny hazo rehetra maniry any an-tsaha.+