-
Eksodosy 10:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Koa nasaina niverina tany amin’i Farao indray i Mosesy sy Arona, dia hoy i Farao tamin’izy roa lahy: “Mandehana manompo an’i Jehovah Andriamanitrareo. Fa iza sy iza avy tokoa moa no handeha?”
-