Eksodosy 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy izy tamin’izy roa lahy: “Ianareo ve dia mihevitra hoe hamela anareo sy ny zanakareo handeha aho? Raha sanatria mitranga izany, dia manampy anareo tokoa i Jehovah!+ Mikononkonona zava-dratsy mihitsy ianareo.
10 Dia hoy izy tamin’izy roa lahy: “Ianareo ve dia mihevitra hoe hamela anareo sy ny zanakareo handeha aho? Raha sanatria mitranga izany, dia manampy anareo tokoa i Jehovah!+ Mikononkonona zava-dratsy mihitsy ianareo.