-
Eksodosy 10:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tonga dia natsotran’i Mosesy teo ambonin’i Ejipta ny tehiny. Ary nataon’i Jehovah nisy rivotra avy any atsinanana nitsoka teo amin’ilay tany, nandritra an’iny andro iny sy nandritra ny alina manontolo. Rehefa maraina ny andro, dia nentin’ny rivotra avy any atsinanana ny valala.
-