-
Eksodosy 10:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Rakotra valala ny faritra rehetra ka lasa maizina ilay tany. Dia nohaniny daholo ny zavamaniry rehetra teo amin’ilay tany sy ny voankazo rehetra teny amin’ny hazo, dia izay sisa tsy potiky ny havandra. Tsy nisy zava-maitso tavela intsony eran’i Ejipta, na teny amin’ny hazo, na teny amin’ny zavamaniry tany an-tsaha.
-