-
Eksodosy 10:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia novan’i Jehovah ny fitsokan’ny rivotra ka lasa avy any andrefana sady nahery be. Ary nentin’ilay rivotra ny valala ka navariny tao amin’ny Ranomasina Mena. Koa tsy nisy valala tavela intsony, na iray aza, tany amin’ny faritra rehetra tany Ejipta.
-