Eksodosy 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa hoy i Mosesy: “Ianao mihitsy no hanome anay* biby hatao sorona sy fanatitra dorana, ary hanolotra an’izany ho an’i Jehovah Andriamanitray izahay.+
25 Fa hoy i Mosesy: “Ianao mihitsy no hanome anay* biby hatao sorona sy fanatitra dorana, ary hanolotra an’izany ho an’i Jehovah Andriamanitray izahay.+