26 Hiaraka aminay koa ny biby fiompinay. Tsy misy azo ajanona na biby iray aza, satria avy amin’ireny no hakanay hatao fanatitra hanompoana an’i Jehovah Andriamanitray. Mbola tsy fantatray koa izay hatolotray ho an’i Jehovah raha tsy efa tonga any izahay.”