Eksodosy 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa ilazao ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra eo amin’ny vahoaka mba hangataka zavatra vita amin’ny volafotsy sy volamena amin’ny mpiray tanàna aminy.”+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:2 w04 15/3 26 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:2 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2004, p. 26
2 Koa ilazao ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra eo amin’ny vahoaka mba hangataka zavatra vita amin’ny volafotsy sy volamena amin’ny mpiray tanàna aminy.”+