-
Eksodosy 11:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia nataon’i Jehovah nahazo sitraka teo imason’ny Ejipsianina ny vahoakan’Israely. Na i Mosesy koa aza lasa nohajaina be tao Ejipta, na teo amin’ny mpanompon’i Farao izany, na teo amin’ny vahoaka.
-