5 Dia ho faty ny lahimatoa rehetra ao Ejipta,+ hatramin’ny lahimatoan’i Farao, dia i Farao izay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana, ka hatramin’ny lahimatoan’ny mpanompovavy izay manodina ny vato fikosoham-bary, ary ny voalohan-teraka rehetra amin’ny biby fiompy.+