Eksodosy 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Na alika iray aza anefa tsy hivovò* amin’ny Israelita, na amin’ny olona izany na amin’ny biby fiompy. Amin’izay dia ho fantatrareo fa vitan’i Jehovah ny mampiavaka ny Israelita amin’ny Ejipsianina.’+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:7 Fandalinana, Boky 1,
7 Na alika iray aza anefa tsy hivovò* amin’ny Israelita, na amin’ny olona izany na amin’ny biby fiompy. Amin’izay dia ho fantatrareo fa vitan’i Jehovah ny mampiavaka ny Israelita amin’ny Ejipsianina.’+