8 Ary tsy maintsy hidina ho any amiko ireo mpanomponao rehetra ireo, ka hiankohoka eo anatrehako sady hiteny hoe: ‘’Ndeha mandeha any ianao sy ny olona rehetra manaraka anao!’+ Ary handeha tokoa aho aorian’izay.” Dia nivoaka avy tao amin’i Farao i Mosesy sady tezitra be.